Nandalo taona tsy mahazatra isika tamin'ity taona 2020 ity.
Hiarahaba ny taona vaovao 2021 isika androany, mirary soa sy fahasalamana ary fifaliana ho anao!
Andao isika hiandrandra taona 2021 feno fiadanana sy fanambinana!
Fotoana fandefasana: 31 Desambra 2020
